plt_tn/heb/07/01.md

1000 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ny mpanoratra ny bokin'ny Hebreo dia manohy ny fampitahany an'i Jesosy toy ny hoe mpisorona tahaka an'i Melkizedeka mpisorona.

Salema

izany dia anaran-tanàna

Abrahama rehefa niverina avy nandresy ireo mpanjaka

Ity dia maneho ny nandehanan'i Abrahama sy ireo olony ary nandresy ireo miaramilan'ireo mpanjaka efatra mba hamonjy ny zana-drahalahiny, Lota, ary ny fianakaviany.

Izy no nomen'i Abrahama

"Melkizedeka no nomen'i Abrahama"

mpanjakan'ny fahamarinana ... mpanjakan'ny fiadanana

"mpanjaka marina ... mpanjaka tia fihavanana"

Izy dia tsy manan-dray, tsy manan-dreny, tsy manana razambe, ary tsy manana fiantombohan'ireo andro sady tsy manana fiafaran'ny fiainana

Azo eritreretina avy amin'ity andalana ity fa Melkizedeka dia na tsy teraka na tsy maty. Na izany aza, azo inoana fa ny mpanoratra rehetra dia midika fa ny Soratra Masina dia tsy nanome fampahafantarana momban'ny razamben'i Melkizedeka, ny nahaterahany, na ny nahafatesany.