plt_tn/heb/05/09.md

1.4 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ao amin'ny andininy faha-11 ny mpanoratra dia manomboka ny fampitandremany fahatelo. Mampitandrina ireo mpino izy fa izy ireo dia mbola tsy matotra ary mampahery azy ireo hianatra ny tenin'Andriamanitra mba hafahan'izy ireo mahatakatra ny marina amin'ny ratsy.

Natao ho tonga lafatra Izy

"Nataon'Andriamanitra tonga lafatra Izy"

Natao ho tonga lafatra

Eto izany dia midika hoe natao matotra, afaka manome voninahitra an'Andriamanitra amin'ny lafiny rehetra amin'ny fiainana.

tonga, ho an'ny olona rehetra izay mankatoa Azy, ilay loharanon'ny famonjena mandrakizay

DH: "Ankehitriny dia mamonjy ny rehetra izay mankatoa Azy Izy ary mahatonga azy ireo ho velona mandrakizay"

notendren'Andriamanitra ... Izy

DH: "Andriamanitra no nanondro Azy"

araka ny fomban'i Melkizedeka

Izany dia midika fa Kristy amin'ny maha-mpisorona Azy dia manana zavatra iraisana amin'i Melkizedeka toy ny mpisorona. DH: "tahaka an'i Melkizedeka izay mpisorona"

Manan-kambara betsaka ... izahay

Na dia mampiasa izahay aza ny "izahay" aza ny mpanoratra, dia ny tenany fotsiny ihany no tiany lazaina. DH: "Manan-kambara betsaka ... aho''

naha-lalindalovana ny fandrenesanareo

Ny fahaizana manatra sy mankatoa dia resahina toy ny hoe fahaizana mihaino. Ary ny fahaizana mihaino dia resahina toy ny hoe fitaovana vy izay lasa arafesina amin'ny fampiasana. DH: "Ianareo dia manana olona ny amin'ny fahatakarana izany"