plt_tn/heb/04/06.md

860 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Eto dia mahita isika fa ity teny nindramina avy ao amin'ny bokin'ny Salamo ity dia nosoratan'i Davida.

mbola voatokana ho an'ny sasany ny fidirana ao amin'ny fitsaharany

Ny fiadanana sy fiarovana nomen'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe fitsaharana izay afaka omeny izy ireo, sy toy ny hoe toerana izay afaka andehanan'ny olona. DH: "Andriamanitra dia mbola mamela ny olona sasany mba hiaina ny fitahian'ny fitsaharany"

raha mandre ny feony ianareo

Ny didin'Andriamanitra amin'ireo Isiraely dia resahina toy ny hoe nanome azy ireo tamin'ny feo re tsara Izy. DH: "raha mahare an' Andriamanitra miteny ianareo." Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 3:7.

aza manamafy ny fonareo."

Ny fahamafisana dia resahina toy ny hoe fo izay nohamafisina. DH: "Aza mafy loha." Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 3:7.