plt_tn/heb/03/07.md

1023 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ny fampitandremana eto dia fampatsiahivana fa ireo Isiraelita tsy mino dia nitazona saika ny rehetra tamin'izy ireo ny amin'ny fidirana ao amin'ny tany izay nampanantenain' Andrimanaitra azy ireo. Ny tsy finoan'izy ireo dia nolazaina tsara ao amin'ny Exosodosy 17:1, rehefa nitaraina tamin'i Mosesy izy ary nisalasala fa Andriamanitra dia niaraka tamin'izy ireo.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity teny nindramina ity dia avy ao amin'ny Testamenta Taloha tao amin'ny bokin'ny Salamo.

raha mandre ny feony ianareo

Ny didin'Andriamanitra tamin'Israely dia resahina toy ny hoe nanome azy ireo tamin'ny feo re tsara izy. DH: "raha mandre an'Andriamanitra miteny ianareo"

aza manamafy ny fonareo

Ny fahamafisana dia resahina toy ny hoe fo izay nohamafisina ara-batana izany. DH: "Aza mafy loha"

toy ny amin'ny fikomiana, amin'ny fotoanan'ny fitsapana any an'efitra.

DH: "tahaka ireo razambenareo rehefa nikomy nanohitra an'Andriamanitra sy nitsapa Azy tany an'efitra"