forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.3 KiB
Markdown
24 lines
1.3 KiB
Markdown
# ambany kely noho ireo anjely
|
|
|
|
Ny mpanoratra dia miresaka ny olombelona ho tsy dia manan-danja noho ireo anjely toy ny hoe mijoro eo amin'ny toerana izay ambany noho ny fijoroan'ireo anjely ny olona. DH: "tsy dia manan-danja noho ireo anjely"
|
|
|
|
# nanao ny olona ... nosatrohanao izy ... ny tongony ... ho azy
|
|
|
|
Eto, ireo fehezanteny ireo dia tsy maneho olona manokana fa ny olombelona rehetra amin'ny ankapobeny, ao anatin'izany na ny lahy na ny vavy. DH: "nanao ny olombelona ... nosatrohana izy ireo ... ny tongon'izy ireo .. ho azy ireo"
|
|
|
|
# nosatrohanao satro-boninahitra tamin'ny voninahitra izy
|
|
|
|
Ireo fanomezana ny voninahitra sy haja dia nolazaina toy ny hoe fiarovan-doha napetraka teo amin'ny lohan'ny atleta mpandresy. DH: "nomenao voninahitra sy haja lehibe izy ireo"
|
|
|
|
# Ny zavatra rehetra dia nampanekenao eo ambanin'ny tongony
|
|
|
|
Ny mpanoratra dia miresaka momban'ny olombelona izay mifehy ny zava-drehetra toy ny hoe nizotra ny zava-drehetra tamin'ny tongony izy ireo. DH: "Nomenao azy ireo ny fifehezana ny zavatra rehetra"
|
|
|
|
# Tsy namela na inona na inona izy ka tsy nampanekeny azy
|
|
|
|
Ireo fandavana roa ireo dia midika fa ny zava-drehetra dia hampanekena an'i Kristy. DH: "Andriamanitra nampanaiky ny zava-drehetra ho azy ireo"
|
|
|
|
# isika dia tsy mbola mahita ny zava-drehetra nampanekena azy.
|
|
|
|
"fantatsika fa ny olombelona dia tsy mbola mifehy ny zava-drehetra"
|