plt_tn/hag/01/10.md

437 B

ny lanitra

DH: "ny habakabaka"

hihazona ny ando

DH: "hanakana ny orana"

hain-tany

Fahamainana izay hanakana na handrara ny fanirian'ny zava-maniry ary mandritra ny rano izay ilaina ho an'ny biby na ny olona ao amin'izany faritra izany.

teo amin'ny divay vaovao, teo amin'ny diloilo

Ny divay dia ilazana ny voaloboka ary ny diloilo dia ilazana ny oliva.

asan'ny tananareo rehetra Aho!

"ny asa mafy rehetra nataonareo!"