plt_tn/hag/01/07.md

216 B

mitondrà hazo

Maneho ampahany iray amin'izay ilain'izy ireo hananganana ny Tempoly ihany io.

nanambara i Yaveh Tompon'ny maro

"izay nambaran'i Yaveh" na "izay nolazain'i Yaveh tamin'ny fomba manetriketrika."