plt_tn/hag/01/01.md

20 lines
669 B
Markdown

# Dariosa ... Hagay ... Zerobabela ... Sealtiela ... Jozadaka
Anaran-dehilahy avokoa ireo.
# tamin'ny fahenin'ny volana, tamin'ny andro voalohan'ny volana
"tamin'ny andro voalohan'ny volana fahenina." Io no volana fahenin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia manakaiky ny tapaky ny volana Aogositra amin'ny tetiandro Tandrefana.
# tonga ... ny tenin'i Yaveh
"Nanambara ny teniny Yaveh"
# Yaveh
Io no anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny olona ao amin'ny Testamenta Taloha. Mahakasika ny fomba tokony handikana izany dia jereo ny pejin'ny fandikana ny Teny momba an'i Yaveh.
# tonga tamin'ny alalan'ny tanan'i Hagay
Hagay ilay mpitondra hafatra.