plt_tn/hab/03/01.md

282 B

Efa reko ny tatitrao

Mety midika hoe: 1) "Reko miresaka momba izay haiko ny olona" na 2) "Reko izay notenenina."

Velomy ny asanao

"Hoento miverina amin'ny fiainana ny asanareo" na "ataovy indray izay nataonareo taloha"

Hampahafantaro izany

"Ataovy fantatra ny asanareo"