plt_tn/gen/50/24.md

20 lines
708 B
Markdown

# tonga aminareo tokoa
Ao amin'ny 50:24 ny "ianareo" dia ilazana ireo rahalahin'i Josefa, fa eto dia ilazana ireo taranany.
# hitarika anareo hiala eto amin'ity tany ity
Efa mahazatra ny mampiasa ny miakatra rehefa miresaka ny mandeha mankany amin'ny tany Egypta mankany amin'ny tany Kanana. DH: "hitondra anareo hivoaka ity tanàna ity ary hitondra anareo any amin'ny tany"
# namono azy izy ireo
Ny "mamono" dia fomba manokana atao hitehirizana ny faty mialohan'ny handevenana azy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 50:1.
# napetraka tao
Afaka atao izany hoe: DH: "nametraka azy ireo"
# tao anaty vatam-paty
"tao anaty vata paty" na "tao anaty vata" Vata izay asiana ny fatin'ny olona izany.