plt_tn/gen/49/14.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown

# Isakara dia apondra matanjaka
Miresaka momba an'i Isakara sy ireo taranany toy ny apondra i Jakoba. Manasongadina izany fa hiasa mafy izy ireo. DH: "Ho tahaka ireo apondra matanjaka ireo taranak'Isakara"
# Isakara dia
Matetika amin'ny faminaniana ny tranga izay hiseho amin'ny ho avy dia manoritsoritra zavatra izay efa nitranga tamin'ny lasa. Manasongadina izany fa hiseho tokoa izany tranga izany. DH: "Isakara dia (...) tokoa" na "Ireo taranak'Isakara dia"
# Isakara ... Mahita ...
Eto ny "Isakara" dia ilazana ireo taranany. DH: "Ireo taranak'Isakara dia" ... Mahita ...
# mandry anelanelan'ireo valan'ondry
Ireo mety ho heviny dia 1)mandry anelanelan'ny zavatra izay entin'izy ireo" na 2)mandry anelanelan'ireo ondry." Na izany aza, i Jakoba dia miresaka ireo tantaran'i Isakara toy ny apondra izay avy niasa mafy ka mitsotra miala sasatra.
# toerana fialan-tsasatra tsara sy tany mahafinaritra
"ny toerana fialan-tsasatra dia tsara sy tany izay mahafinaritra"
# Hanondrika ny sorony ho amin'ny enta-mavesatra izy
Ny andian-teny "Hanondrika ny sorony ho amin'ny enta-mavesatra" dia midika "ho fanaovana asa mafy amin'ny fitondrana entana"
# ho lasa mpanompo ho an'ny asa
"hiasa ho andevon'ny hafa"