plt_tn/gen/49/01.md

12 lines
614 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manomboka eto ny tsodranon'i Jakoba farany ho an'ireo zanany lahy. Mitohy hatrany amin'ny 49:27 izany. Ny fanoratan'i Jakoba dia natao miendrika asa soratra kanto.
# Mivoria ary mihainoa, ianareo ry zanaka lahin'i Jakoba. Mihainoa an'i Israely, rainareo
Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza zavatra iray ary natao hanasongadinana izany. DH: "Manantòna ary mihainoa tsara ny rainareo"
# ianareo ry zanaka lahin'i Jakoba. Mihainoa an'i Israely, rainareo
Manondro ny tenany amin'ny hoe Jakoba i Israely. Afaka atao izany hoe: DH: " ianareo zanako. Mihainoa ahy, rainareo"