plt_tn/gen/47/23.md

12 lines
524 B
Markdown

# dia hamboly
"izay afaka hambolenao"
# Amin'ny fijinjana, dia tsy maintsy manome ny ampaha-diminy ho an'i Farao ianareo, ary ny ampahany efatra ho anareo manokana
Ny teny hoe "ampaha-dimy" dia fizarana. DH: "Amin'ny fotoam-pijinjana dia hizara ny vokatra ho ampahany dimy ianareo. Averinaoamin'i Farao ny ampahany iray ho hofany ary ny efatra ambiny no ho anareo manokana"
# ho sakafo ho an'ny ankohonanareo sy ny zanakareo
Afaka ataonao mazava izany. DH: "ho sakafo ho an'ny ankohonanao sy sakafo ho an'ny zanakareo"