plt_tn/gen/47/11.md

12 lines
425 B
Markdown

# nampitoetra ny rainy sy ireo rahalahiny i Josefa
"Ary nandray an-tanana ny rainy sy ireo rahalahiny i Josefa ary nanampy azy ireo hanangana ny toerana izay honenany"
# tanin'i Ramesesa
Anarana hafa iantsoana ny tanin'i Gosena izany.
# araka ny isan'ny zanany avy
Eto, ny teny hoe "zanaka" dia midika hoe zanaka mbola kely ao anatin'ny fianakaviana. DH: "araka ny hahamaron'ny zazakely ao amin'ny fianakavian'izy ireo"