plt_tn/gen/47/05.md

12 lines
577 B
Markdown

# Eo anoloanao ny tany Egypta
"misokatra ho anao ny tany Egypta" na "ny tanin'i Egypta manontolo dia azonao ampiasaina avokoa"
# Ampitoero ao amin'ny faritra tsara indrindra ny rainao sy ireo rahalahinao, dia ny tanin'i Gosena
"Ampitoero any Gosena ny rainao sy ireo rahalahinao, izay tany tsara indrindra amin'ny faritra"
# Raha mahafantatra olona mahay amin'izy ireo ianao, dia ampitantano ny biby fiompiko ireo
Azo ambara avy amin'izany fa mahay mikarakara biby izy ireo. DH: "Raha mahafantatra lehilahy amin'ireo izay manana traikefa amin'ny fikarakarana biby fiompy"