forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
721 B
Markdown
24 lines
721 B
Markdown
# Mpiandry ondry ny mpanomponao
|
|
|
|
"Mpiandry ondry aman'osy ireo mpanomponao"
|
|
|
|
# ireo mpanomponao
|
|
|
|
Ny fianakavian'i Josefa dia manondro ny tenany amin'ny hoe "Ireo mpanomponao" raha niresaka tamin'i Farao. Izany dia fomba mihaja hiresahana amin'ny olona izay manana fahefana ambony kokoa. Afaka atao izany hoe: DH: "Izahay, mpanomponao" na "izahay"
|
|
|
|
# tahaka ireo razambenay
|
|
|
|
"izahay sy ireo razambenay"
|
|
|
|
# Tonga ho mpivahiny fotoana fohy amin'ity tany ity izahay
|
|
|
|
"Tonga hipetraka mandritra ny fotoana fohy aty Egypta izahay"
|
|
|
|
# Tsy misy ahitra
|
|
|
|
"Tsy misy bozaka hohanina"
|
|
|
|
# Ary
|
|
|
|
Tsy midika izany hoe "amin'izao fotoana izao" izany, fa nampiasaina kosa hisarihana ny fifantohana amin'ny teboka manan-danja izay manaraka.
|