plt_tn/gen/44/03.md

20 lines
854 B
Markdown

# Niposaka ny maraina
"Niposaka ny taratra hazavan'ny maraina"
# nalefa ireo lehilahy ireo, izy ireo sy ny borikiny
Afaka atao izany hoe: DH: "nalefan'izy ireo ireo lehilahy, niaraka tamin'ireo borikin'izy ireo"
# Nahoana ianareo no mamaly ratsy ny soa?
Nampiasaina izany fanontaniana izany hibedesana ireo rahalahiny. DH: "Nahoana ianareo no nanao zava-dratsy taminay, tao aorian'ny nanaovanay soa anareo!"
# Moa ve tsy ilay kapoaka isotroan'ny tompoko ity, sy ilay kapoaka izay hampiasainy amin'ny faminaniany?
Nampiasaina izany fanontaniana izany hibedesana ireo rahalahy. DH: "Efa fantatrareo fa ity kapoaka ity no fisotroan'ny tompoko sy hampiasainy amin'ny faminaniany harena!"
# Nanao ratsy ianareo, izany zavatra izay nataonareo izany
Naverina indroa ny "nanao sy ny nataonareo" entina hanindrina. DH: "Tena ratsy tokoa izay nataonareo"