plt_tn/gen/43/16.md

16 lines
404 B
Markdown

# Bejamina niaraka tamin'izy ireo
"Bejamina niaraka tamin'ireo rahalahin'i Josefa"
# ilay tompon'andraikitra mpampandroso tao an-tranony
Ny "tompon'andraikitra mpampandroso" dia olona miandraikitra ny fikarakarana ny raharaha ao tokantranon'i Josefa.
# Noentiny (...) ireo lehilahy
Eto ny "mitondra" dia azo adika ihany koa hoe "naka."
# tao an-tranon'i Josefa
"tao anatin'ny an-tranon'i Josefa"