plt_tn/gen/42/35.md

16 lines
540 B
Markdown

# Ary
Nampiasaina izany andian-teny izany eto hanamarihana ny tranga manan-danja ao amin'ny tantara. Raha manana fomba filaza an'izany ny fiteninao, dia mihevara hampiasa izany eto.
# indro
"amin'ny fahatairan'izy ireo." Ny teny hoe "indro" eto dia maneho fa talanjona noho izay hitany ireo rahalahy.
# Efa nanaisotra ireo zanako tamiko ianareo
"Efa nanala ireo zanako tamiko ianareo" na "nanao izay namoizako ireo zanako roa ianareo"
# Manohitra ahy avokoa ireo zavatra rehetra ireo
"mandratra ahy avokoa ireo zavatra rehetra ireo"