plt_tn/gen/41/46.md

20 lines
489 B
Markdown

# Telo-polo taona
"30 taona"
# raha nitsangana teo anatrehan'i Farao izy
Eto ny "nitsangana teo anatrehany" dia ilazana ny nanombohan'i Josefa nanompo an'i Farao. DH: "raha nanomboka nanompo an'i Farao izy"
# namakivaky ny tanin'i Egypta rehetra
Nanao fanadihadiana mahakasika ilay firenena i Josefa raha niomana ny amin'ny fanantanterahana ireo drafiny.
# Nandritry ny fito taona zina
"Nandritra ny taona fito izay tsara"
# namokatra be ny tany
"namokatra voa be dia be ny tany"