plt_tn/gen/41/42.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown

# Nalan'i Farao tamin'ny tanany ny peratra misy ny tombo-kaseny ... rojo volamena ny vozony
Ireo fihetsika rehetra ireo no mampiseho fa nanome ny fahefana an'i Josefa hanao izay rehetra nokasainy i Farao.
# peratra misy ny tombo-kase
Ny peratra izay misy ny tombo-kasen'ny Farao. Manome ny fahefana sy ny vola izay ilaina hanatanterahan'i Josefa ny drafiny.
# lamba rongony manify
"Rongony fotsy" dia zavatra malandy, lamba mafy izay vita avy amin'ny voninkazo mamony manga.
# Nampitaingenana teo amin'ny kalesy faharoa izay azy izy
Izany fihetsika izany dia manazava amin'ny olona fa i Josefa no hany faharoa manaraka an'i Farao.
# Mandohaliha
"mandohaliha ary omeo voninahitra i Josefa." Ny mandohalika sy ny mitsaoka dia fanomezam-boninahitra sy famatara-panajana.
# Nataon'i Farao nanapaka teo amin'ny tanin'i (...) rehetra izy
Ny andian-teny "nanao anao teo" = Nataon (...) nanapaka teo dia midika hoe nomeny fahefana. Eto ny "tany" dia ilazana ny olona. Jereo ny nandikanao izany andian-teny mitovy izany ao amin'ny 41:39. DH: "Ataoko misahana ny olona rehetra manerana an'i Egypta ianao"