plt_tn/gen/40/16.md

16 lines
539 B
Markdown

# ny lehiben'ny mpanao mofo
Ilazana ny olona izay manao ny sakafon'ny mpanjaka izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 40:1.
# Nanofy ihany koa aho, ary
"Izaho dia nahazo nofy, ary tao amin'ny nofiko,"
# indro, nisy harona telo nisy mofo teo an-dohako
"nisy harona telo nisy mofo teo an-dohako!" Nampiasa ny teny hoe "indro" ilay mpanao mofo mba hanehoana fa talanjona tamin'izay hitany tao anaty nofy izy ary koa hanaitra an'i Josefa hihaino tsara.
# karazan-javatra maro natao mofo ho an'i Farao
"sakafo masaka ho an'i Farao"