plt_tn/gen/40/12.md

24 lines
549 B
Markdown

# Ity no hevitr'izany
"Izao no hevitry ny nofy"
# Ny sampam-boaloboka telo dia mira hateloana
"Ny sampam-boaloboka telo dia maneho ny hateloana
# Ao anatin'ny hateloana
"Ao anatin'ny telo andro manaraka"
# hampitraka ny lohanao
Resahan'i Josefa ny famotsoran'i Farao ny mpitondra kapoaka avy ao am-ponja toy ny hoe mampisandratra ny lohany izany. DH: "hamotsotra anao amin'ny figadrana"
# hamerina anao amin'ny asanao
"hamerina ny asanao indray"
# toy ny tamin'ny
Eto dia afaka manampy ny teny izay tsy ampy. DH: "toy izay nataonao fony"