plt_tn/gen/40/01.md

32 lines
969 B
Markdown

# Ary
Nampiasaina izany andian-teny izany eto hanamarihana ny tranga vaovao ao amin'ny tantara.
# ny mpitondra kapoaka
Olona izay nitondra ny zava-pisotron'ny mpanjaka izany.
# "mpanao mofony" na "mpanao mofon'ny mpanjaka"
Olona izay manao ny sakafon'ny mpanjaka izany.
# nanafintohina ny tompon'izy ireo
"nahatezitra ny tompon'izy ireo"
# ny lehiben'ny mpitondra kapoaka sy ny lehiben'ny mpanao mofo
"ny mpitarika ny mpitondra kapoaka sy ny mpitarika ny mpanao mofo"
# Nogadrainy tao an-tranon'ny lehiben'ny mpiambina izy ireo
"Nataony tao amin'ilay fonja izay mifanatrika avy eo amin'ny tranon'ilay lehiben'ny mpiambina izy ireo"
# Nogadrainy tao (...) izy ireo
Tsy ilay mpanjaka mivantana no nanao azy ireo tao am-ponja fa nandidy izy ny hanagadraina azy ireo any am-ponja" na "Nandidy ny mpiambiny hanagadra"
# tao amin'ilay fonja izay nihazonana an'i Josefa ihany
Afaka atao izany hoe: DH: "izany ihany ilay fonja nametrahan'i Potifara an'i Josefa"