forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
746 B
Markdown
28 lines
746 B
Markdown
# Tazan'izy ireo avy lavitra izy
|
|
|
|
"Hitan'ireo rahalahany i Josefa raha mbola lavitra"
|
|
|
|
# nanao tetika hamonoana azy izy ireo
|
|
|
|
"nanao drafitra hamonoana azy izy ireo"
|
|
|
|
# iny tamy iny ilay mpanonofy
|
|
|
|
"indro fa tamy ilay iray izay nanonofy"
|
|
|
|
# Avia ankehitriny, andeha
|
|
|
|
Izany andian-teny izany dia maneho fa notanterahiny ny tetik'izy ireo. DH: "Koa ankehitriny"
|
|
|
|
# bibidia
|
|
|
|
"biby mitera-doza" na "biby masiaka"
|
|
|
|
# Narapak(a)
|
|
|
|
nihinana tsy ampihambahambana
|
|
|
|
# Dia ho hitantsika eo izay hiafaran'ireo nofiny
|
|
|
|
Nikasa ny hamono hahafaty azy ireo rahalahiny, noho izany dia nataon'izy ireo eso ny firesahana ny fahatanterahan'izany nofy izany, satria ho faty izy. DH: "Amin'izany fomba izany no hahazoan'izy ireo antoka fa tsy ho tanteraka ireo nofiny"
|