plt_tn/gen/36/20.md

20 lines
410 B
Markdown

# Seira
Ny teny hoe "Seira" dia anaran-dehilahy sy anaran-tanàna.
# ilay Horita
Ny teny hoe "Horita" dia ilazana vondron'olona. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 14:3.
# ireo mponin'ny tany
"izay nitoetra tany amin'ny tanin'i Seira, izay antsoina ihany koa hoe Edoma"
# Lotana, Sobala, Zibona, Ana, Disona, Ezera, ary Disana ... Hory sy Hemana
Anaran-dehilahy ireo.
# Timna
Anaram-behivavy izany.