plt_tn/gen/36/06.md

20 lines
831 B
Markdown

# izay nangoniny tany amin'ny tany Kanana
Ilazana ny zavatra rehetra izay nangoniny nandritra izay nitoerany tany amin'ny tany Kanana izany. DH: "izay nangoniny nandritra izay nitoerany tany amin'ny tany Kanana"
# lasa nankany amin'ny tany
Ny heviny dia mifindra amin'ny toerana iray ka monina any. DH: "nandeha nifindra tany amin'ny tany hafa"
# ireo fananan'izy ireo
"ireo fananan'i Esao sy Jakoba"
# tsy nahazaka azy ireo noho ireo biby fiompin'izy ireo
Tsy ampy hahazaka ireo biby fiompy izay nananan'i Esao sy Jakoba rehetra intsony ilay tany. DH: "tsy omby hahazaka ireo biby fiompin'izy ireo" na "tsy omby hahazaka ireo biby fiompin'i Esao sy Jakoba"
# izay efa nanorenan'izy ireo fonenana
Ny teny hoe "nanorim-ponenana" dia midika hoe nifindra tany ho any ka nitoetra tany. DH: "tany amin'izay nifindran'izy ireo"