plt_tn/gen/36/01.md

29 lines
878 B
Markdown

# Ireto ny taranak'i Esao (izay antsoina ihany koa hoe: Edoma)
"Ireto ny taranak'i Esao, izay antsoina ihany koa hoe: Edoma." Izany andian-teny izany dia mampiditra ny fitanisana ireo taranak'i Esao ao amin'ny Genesisy 36:1-8.
DH: "Izany dia fitanisana ireo taranak'i Esao, izay antsoina ihany koa hoe: Edoma."
# Ada ... Oholibama
Anaran'ireo vadin'i Esao ireo.
# Elona ilay Hetita
"Elona ilay taranak'i Heta" na "Elona izay taranak'i Heta." Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:34.
# Ana ... Zibona ... Nebaiota
Anaran-dehilahy ireo.
# Hivita
Ilazana anarana vondron'olona izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 10:15.
# Basemata
Anaran'ny anankiray amin'ireo vadin'i Esao izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:34.
# Nebaiota
Anaran'ny anankiray amin'ireo zanak'i Ismaela izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:8.