plt_tn/gen/33/06.md

20 lines
681 B
Markdown

# mpanompo vavy
"ireo vady mpanompo." Ilazana an'i Bila sy Zilpa izany.
# niankohoka
Famantaram-panetretena sy fanajana manoloana ny olona hafa izany.
# Inona no dikan'ny nandefasanao ireny vondrona rehetra nifanena tamiko ireny?
Ny andian-teny "ireny vondrona rehetra" dia ilazana ireo vondron'ireo mpanompo izay nalefan'i Jakoba hanome ireo fanomezana an'i Esao. DH: "Nahoana ianao no nandefa ireny vondrona samihafa ireny hihaona amiko?"
# Mba hahazoana sitraka eo imason'ny tompoko
Eto ny " ..maso.." dia ilazana ny fisainana sy ny hevitrin'ny olona. DH: "mba hahafaly anao, tompoko, amiko"
# ny tompoko
Ny andian-teny "ny tompoko" dia fomba mihaja ilazana an'i Esao.