plt_tn/gen/31/24.md

12 lines
1.1 KiB
Markdown

# Ary Andriamanitra tonga tamin'ny Labana ilay Syriana tamin'ny nofy
Ny teny hoe ''Ary''dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiovana avy amin'ny tantara ho amin'ny fampahafantarana fototra mahakasika an'i Labana. DH: "Tamin'izany alina izany dia tonga tamin'i Labana tamin'ny nofy Andriamanitra''
# Tandremo mba tsy hanao teny tsara na ratsy an'i Jakoba ianao
Ny andian-teny ''tsara na ratsy'' dia nampiasaina miaraka mba hidika hoe ''na inona na inona.'' DH: "Aza miteny zavatra na inona na inona mety hanandramana na hampitsaharana an'i Jakoba handao''
# Tratran'i Labana i Jakoba. Ary Jakoba nanorina ny lainy teo amin'ilay tany havoana. Dia nanorina lay teo amin'ilay tany havoana an'i Gileada ihany koa i Labana niaraka tamin'ireo havany
Ny teny hoe ''Ary''dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiovana avy amin'ny tantara ho amin'ny fampahafantarana fototra mahakasika an'i Jakoba sy Labana. DH: "raha nahatratra an'i Jakoba i Labana, i Jakoba dia nanorina ny lainy teo amin'ilay tany havoana. Koa dia nanorina ny lainy teo amin'ilay tany havoana an'i Gileada ihany koa i Labana niaraka tamin'ireo havany''