plt_tn/gen/31/19.md

16 lines
270 B
Markdown

# Raha nandeha mba hanety ny ondriny i Labana
''Raha niainga mba hanety ny ondriny i Labana''
# ny Ony
Ilazana ny Ony Efrata.
# nizotra nankany
''nanohy ny dia nankany''
# ny tany havoana an'i Gileada
''ireo tendrombohitra Gileada'' na ''tendrombohitra Gileada''