forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
554 B
Markdown
16 lines
554 B
Markdown
# anoloan'ny mason'ireo biby fiompy
|
|
|
|
Eto ny ''maso'' dia ilazana ny ''fahitana.'' DH: "mba hahafahan'ny biby fiompy mahita izany''
|
|
|
|
# eo amin'ireo tapa-kazo
|
|
|
|
''eo anoloan'ireo tapa-kazo''
|
|
|
|
# ireo biby osa
|
|
|
|
''ireo biby osa kokoa''
|
|
|
|
# Koa an'i Labana ireo biby osa, ary an'i Jakoba ny mahery
|
|
|
|
''Koa an'i Labana ireo zanaky ny biby osa, raha an'i Jakoba kosa ny mahery kokoa.'' Afaka ataonao mazava kokoa izany hoe: DH: "Koa an'i Labana ireo zanaky ny biby osa izay tsy misy sadika na sada, raha an'i Jakoba kosa ny mahery kokoa izay misy sadika sy sada.''
|