plt_tn/gen/30/27.md

28 lines
728 B
Markdown

# Hoy Labana taminy
''Hoy Labana tamin'i Jakoba''
# Raha mahita fankasitrahana eo imasonao aho ankehitriny
Ny andian-teny ''eo imasonao'' dia sarin-teny izay maneho ny eritreritra na ny fisainan'i Jakoba. DH: "'Raha mahita fankasitrahana aminao aho'' na '''Raha nankasitrahanao aho'' (UDB)
# mahita fankasitrahana
Fomba fiteny izay midika ny faneken'ny olona ny olon-kafa izany.
# andraso, satria
''mba mijanona ihany, satria''
# fantako tamin'ny fampiasana sikidy
''hitako tamin'ny alalan'ny fanahiko manokana sy fampiasana hery miafina''
# noho ianao
''nohon'ny aminao''
# Teneno hoe ohatrinona ny karamanao
Afaka ataonao mazava izany hoe: DH: "Lazao ahy hoe ohatrinona ny tokony halohanao mba hijanonanao eto''