plt_tn/gen/30/09.md

24 lines
577 B
Markdown

# Rehefa hitan'i Lea fa
''Rehefa fantatr'i Lea fa''
# nalainy Zilpa, mpanompo vaviny, ary nomeny ho vadin'i Jakoba izy
''nomeny ho vadin'i Jakoba, i Zilpa, mpanompo vaviny''
# Zilpa
Anaran'ny mpanompo vavin'i Lea izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 29:23.
# niteraka zanaka lahy ho an'i Jakoba
''nanome zanaka lahy ho an'i Jakoba''
# Vintana ity!
''vintana re izany!'' na ''hatsaram-bintana re izao!"
# nantsoiny hoe Gada ny anarany
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: ''Ny anarana hoe Gada dia midika hoe 'vintana.'''