plt_tn/gen/29/33.md

28 lines
692 B
Markdown

# Dia nitoe-jaza izy
''Ary dia bevohoka indray Lea''
# niteraka zaza lahy
''niteraka zanaka lahy''
# efa ren'i Yaveh fa tsy mba tiana aho
Afaka atao izany hoe: DH: "efa ren'i Yaveh fa tsy mba tia ahy ny vadiko''
# nataony hoe Simeona ny anarany
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: ''Ny anarana hoe Simeona dia midika hoe' nihaino.'''
# hifikitra amiko amin'izay ve ny vadiko
''hamihina ahy ve ny vadiko''
# efa niteraka zaza lahy telo aho
''efa niteraka zaza lahy telo ho azy aho''
# nataony hoe Levy ny anarany
Ireo mpandika teny dia afaka manampy fanamarihana ambany pejy milaza hoe: ''Ny anarana hoe Levy dia midika hoe' nifikitra.'''