forked from WA-Catalog/plt_tn
9 lines
461 B
Markdown
9 lines
461 B
Markdown
# Omeo ahy ny vadiko, fa efa feno ny fe-potoana—mba hanambadiako azy!
|
|
|
|
Eto ''ny andro'' dia ilazana ny fotoana lava. Ny andian-teny ''efa feno'' dia azo atao tsotra hoe: DH:''Omeo ahy Rahely mba hanambadiako azy, fa efa niasa ho anao aho nandritra ny fito taona!''
|
|
|
|
# nanao lanonana
|
|
|
|
'''nikarakara lanonam-panambadiana.'' Azo eritreretina tokoa fa nanana olona hafa mpikarakara ny lanonana i Labana.
|
|
DH: "nampaniraka olona hikarakara lanonam-panambadiana.''
|