plt_tn/gen/29/07.md

32 lines
973 B
Markdown

# amin'ny misasaka ny andro izao
'''mbola misandratra eny amin'ny lanitra ny masoandro'' (UDB) na ''mbola vao mamiratra be ny masoandro''
# ho fanangonana ny ondry aman'osy
Afaka atao izany hoe: DH: "ho fanangonana ny ondry aman'osy ho anareo''
# hangonina miaraka
Ny heviny dia manangona azy ireo miaraka ao anaty vala mba hijanona ao ny alina. Afaka ataonao mazava ny dikan'izany.
# aoka hiraoka izy ireo
''aoka izy ireo hiraoka ahitra eny an-tsaha''
# Tsy afaka manome rano azy ireo izahay
''tsy maintsy miandry izahay amin'ny fanomezana rano azy ireo''. Mahakasika resaka fotoana izany, fa tsy alalana.
# raha tsy efa tafangona avokoa ireo ondry aman'osy rehetra
Afaka atao izany hoe: DH: "mandra-panangon'ny mpiandry hafa ireo ondry aman'osiny''
# avy eo amin'ny vavan'ny fatsakàna
Eto ny ''vava'' dia fomba ilazana ny fisokafany. DH: " ny fisokafan'ilay fatsakàna''
# ary dia hampisotroinay rano ny ondry
''avy eo dia hampisotroinay rano ny ondry''