plt_tn/gen/27/13.md

16 lines
611 B
Markdown

# Anaka, aoka ny ozona hiraraka amiko
"aoka ny ozona ho anao ho amiko, ry zanako.'' resahina toy ny zavatra izay azo apetraka eo amin'ny olona ny voaozona. DH: "aoka ny rainao hanozona ahy fa tsy ianao, ry zanako''
# Ankatoavy ny feoko
Niteny i Rebeka hoe: ''feoko'' mba ilazana izay nambarany. DH: "ankatoavy izay lazaiko anao'' na ''ankatoavy aho"
# ento aty amiko ireo
''ento aty amiko ireo zanak'osy''
# nanao sakafo matsiro, araka ny hitiavan'ny rainy azy
Ny teny hoe: ''matsiro'' dia ilazana ny zavatra izay tena tsara tsiro. Jereo ny nandikanao izany fehezanteny mitovitovy izany ao amin'ny 27:3.