plt_tn/gen/26/34.md

29 lines
836 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny Genesisy 26 dia miresaka betsaka momba an'i Isaka. Ireto andininy ireto dia mahakasika an'i Esao zanany lahimatoa.
# efa-polo
"40"
# naka vady izy
"nanambady."
Afaka ataonao mazava izany hoe nanambady vehivavy roa izy. DH: "naka vady anankiroa izy"
# Jodita ... Basemata
Anaran'ireo vadin'i Esao ireo.
# Bery ... Elona
Anaran-dehilahy ireo.
# Hetita
''ilay taranak'i Heta'' na ''taranak'i Heta''
# Nampitondra fahoriana an'i Isaka sy Rebeka izy ireo
Eto ny ''izy ireo'' dia ilazana an'ilazana an'i Jodita sy Basemata. Ny manao izay mampalahelo na mampafadiranovana ny olona dia miresaka ny ''alahelo'' toy ny zavatra izay afaka entin'ny olona eo amin'ny olona hafa. DH: "Nanao izay nampalahelo an'i Isaka sy Rebeka izy ireo'' na ''fandiranovana i Isaka sy Rebeka nohon'izy ireo''