plt_tn/gen/24/42.md

28 lines
826 B
Markdown

# Fampahafantarana ankapobeny:
Nanohy niresaka tamin'ny fianakavian'i Rebeka ilay mpanompon'i Abrahama.
# ny loharano
"ny fatsakana"
# indro aho, mijoro eto akaikin'ny loharano
Natsahatr'ilay mpanompo izay nasainy nataon'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny fisintonana ny fifantohan'Andriamanitra ho amin'ny toerana izay nijoroany.
# aoka izay tovovavy mivoaka haka ... izay vehivavy hilazako hoe ... izay vehivavy milaza amiko hoe
Miverina mametraka ny fangatahany ilay mpanompo, ary manana zavatra telo holazaina mahakasika ilay vehivavy izay hantenainy ho avy.
# hantsaka rano
"haka rano"
# siny
siny antonitoniny izay vita amin'ny tanimanga izay nampiasaina hitazomana sy handrarahana ranon-javatra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 24:12.
# aoka ho izy ilay vehivavy
Namarana ny fangatahany ilay mpanompo.