plt_tn/gen/24/33.md

24 lines
485 B
Markdown

# Nandroso (...) izy ireo
Eto, ny teny hoe"izy ireo" dia ilazana ireo ao anatin'ny fianakavian'i Labana na ireo mpanompo ao an-tokantrano
# Nandroso sakafo teo anoloany
"nanome sakafo ilay mpanompo"
# voalazako izay tokony hambarako
"nilaza ireo teniko" na "hilaza aminareo izay anton-diako eto"
# lasa olona manam-be izy
Eto ny teny hoe: "izy" dia ilazana an'i Abrahama.
# lasa olona manam-be
"tonga mpanakarem-be"
# Izy nanome azy
Ny teny hoe: "Izy" dia ilazana an'Yaveh.