plt_tn/gen/24/28.md

24 lines
1008 B
Markdown

# nihazakazaka ary nitantara tamin'ny ankohonan-dreniny
Eto ny "ankohonana" dia ilazana ny olona rehetra izay mipetraka ao an-tranon'ny reniny. DH: "nihazakazaka ho any an-trano ary niteny tamin-dreniny sy ny olona rehetra tao"
# izany zavatra rehetra izany
"ny zavatra rehetra izay nitranga"
# Ary
Nampiasaina izany teny izany mba hanamarihana ny fiatoana ao amin'ny tena fizotran'ny tantara. Eto ny mpanoratra dia manomboka miresaka fizaran-tantara vaovao amintsika.
# Rehefa nahita ny kavin'orona ... ary rehefa nandre ny tenin'i Rebeka anabaviny
Nitranga talohan'ny nihazakazahany nankeny amin'ilay lehilahy ireo zavatra ireo. Milaza ny antony nihazakazahan'i Labana teny amin'ilay lehilahy izany.
# rehefa nandre ny tenin'i Rebeka anabaviny hoe: "Izao no nolazain'ilay lehilahy tamiko,"
Afaka atao izany hoe: DH: "rehefa nandre ny fitataran'i Rebeka anabaviny mahakasika izay nambaran'ilay lehilahy taminy izy"
# indro
"marina tokoa." Ny teny "indro" dia manampy manasongadina izay manaraka.