forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
730 B
Markdown
24 lines
730 B
Markdown
# Hoy izy
|
|
|
|
"niteny i Rebeka hoe" na "ilay tovovavy niteny hoe"
|
|
|
|
# taminy
|
|
|
|
"tamin'ilay mpanompo"
|
|
|
|
# Zanaka vavin'i Betoela zanaka lahin'i Milka, izay naterany tamin'i Nahora aho
|
|
|
|
"i Betoela noraiko, ary i Milka sy Nahora no ray aman-dreniny"
|
|
|
|
# Ary manana mololo sy vilona be dia be ihany koa izahay
|
|
|
|
Mazava avy amin'izany fa ho an'ireo rameva ireo mololo sy vilona. Afaka ataonao mazava ny hevitra fonosin'izany fampahafantarana izany. DH: "Manana mololo sy vilona betsaka ho an'ireo rameva izahay"
|
|
|
|
# ho anareo mba handaniana ny alina
|
|
|
|
"ho anareo mba hijanonana mandritry ny alina" na "izay afaka hitoeranareo mandritry ny alina"
|
|
|
|
# ho anareo
|
|
|
|
Eto ny "ianareo" dia ilazana ilay mpanompo sy ireo izay niaraka nanao ny dia taminy.
|