plt_tn/gen/21/10.md

24 lines
554 B
Markdown

# hoy izy tamin'i Abrahama
"Niteny tamin'i Abrahama i Saraha"
# Roahy
"asivo mandeha" na "esory hiala" (UDB)
# io andevo vavy io sy ny zanany
Ilazana an'i Hagara sy Ismaela izany. Tsy nanonona azy ireo tamin'ny anarany i Saraha satria tezitra tamin'izy ireo.
# miaraka amin'i Isaka, zanako
"miaraka amin'ny zanako, dia Isaka"
# Izany zavatra izany dia tena nampahory an'i Abrahama
"Nalahelo mafy tamin'izay nolazain'i Saraha i Abrahama"
# nohon'ny amin'ny zanany
"satria mahakasika ny zanany izany." Manondro an'i Ismaela, zanany llahy izany.