plt_tn/gen/19/30.md

4 lines
195 B
Markdown

# niakatra avy tao Zoara i Lota mba honina tany amin'ireo tendrombohitra
Ny andian-teny "niakatra avy" dia nampiasaina satria i Lota dia nandeha ho any amin'ny fiakaran'ireo tendrombohitra avo.