plt_tn/gen/18/22.md

20 lines
432 B
Markdown

# nihodina avy tao
"nivoaka avy tao amin'ny fitobian'i Abrama"
# Abrahama nijanona nitsangana teo anoloan'i Yaveh
"niara- nijanona i Abrahama sy Yaveh"
# nanatona
"nanatona an'i Yaveh" na "nanatona akaiky an'i Yaveh"
# mandripaka
Miresaka ny fandringanana ny olona toy ny famafana loto amin'ny kifafa i Abrahama. DH: "mandringana"
# ny marina miaraka amin'ny ratsy fanahy
"ny olo-marina miaraka amin'ny olona ratsy fanahy"