plt_tn/gen/18/20.md

24 lines
800 B
Markdown

# ny fitarainana ny amin'i Sodoma sy Gomora
Azo soloina amin'ny matoanteny hoe: "miampanga" ny anarana hoe: "fitarainana". DH: "maro tokoa ireo olona miampanga an'i Sodoma sy Gomora nohon'ny fanaovana zava-dratsy"
# be loatra ny fahotan'izy ireo
"nanota tafahoatra izy ireo"
# hidina any Aho
"hidina any Sodoma sy Gomora Aho"
# hidina any ary hijery
"hidina any ka hizaha" na "hidina any mba hanapa-kevitra"
# hijery ny fitarainana ... izay tonga tamiko
Yaveh dia niteny toy ny nahalala ny zava-nisy nohon'ny fahenoany ny fitarainana sy ny fiampangana avy amin'ny olona izay nianjadian'izany. Azo soloina amin'ny matoanteny hoe: "miampanga" ny anarana hoe: "fitarainana." DH: "ratsy toy izay niampanga ratsy azy ireo ihany"
# Raha tsy izany
"Raha tsy ratsy toy izay lazain'ny fitarainana"