forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
657 B
Markdown
12 lines
657 B
Markdown
# Rehefa tsy misy ilaina ahy ary ny tompoko dia antitra, hanana izany fahafinaretana izany ve aho ankehitriny?
|
|
|
|
tsy misy ilaina ary ny tompoko dia antitra, hanana izany fahafinaretana izany ve aho ankehitriny? - Mety te hanampy ianao hoe: "amin'ny fananan-jaza" (UDB). Mampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Saraha satria tsy mino izy fa afaka ny hanan-janaka. DH: "Tsy mety mino aho fa hiaina ny fifalin'ny fananana zanaka. Ny tompoko ihany koa dia efa tena antitra"
|
|
|
|
# ny tompoko dia antitra
|
|
|
|
Ny dikan'izanydia hoe: "koa satria efa tena antitra ny vadiko."
|
|
|
|
# ny tompoko
|
|
|
|
Izany dia fanehoam-panajana izay nataon'i Saraha amin'i Abrahama vadiny.
|