plt_tn/gen/16/15.md

16 lines
702 B
Markdown

# Niteraka i Hagara
Ny fiverenan'i Hagara tany amin'ny Saray sy Abrama dia tsy mazava loatra. Azonao atao mazava kokoa izany. DH: "Koa dia niverina i Hagara ary teraka"
# nomeny ... anarana ... ny zanany lahy, izay naterak'i Hagara
"nanome anarana ny zanany lahy avy tamin'i Hagara" na "nanome anarana ny zanak'izy sy Hagara"
# Abrama dia
Izany dia mampiditra fampahafantarana fototra mahakasika ny taonan'i Abrama raha nitranga ireo zavatra ireo. Ny fiteninao dia mety hanana fomba manamarika manokana ny fampahafantarana fototra.
# niterahana ... an'Ismaela ho any Abrama
Midika izany hoe: "niteraka an'i Ismaela, zanaka lahin'i Abrama." Ny tiana tsindrina dia ny fanana'i Abrama zanaka lahy.