plt_tn/gen/13/12.md

12 lines
349 B
Markdown

# nipetraka
"nanorim-ponenana" na "nitoetra"
# tany amin'ny tany Kanana
"tany amin'ny tanin'ireo Kananita"
# Nanorina ny lainy ho lavitra manakaiky an'i Sodoma izy
ireo mety ho heviny dia 1)"Nanorina ny lainy manakaiky an'i Sodoma izy" (UDB) na 2)"Namindra ny lainy manodidina amin'ny toerana izay mahazo ny lalana rehetra mankany Sodoma izy."